3 Ary ny faharoa+ nandraraka ny tao am-biliany ho ao amin’ny ranomasina,+ dia lasa ra+ tahaka ny ran’olona maty ny ranomasina, ka maty ny zavamananaina* rehetra, eny, izay tao an-dranomasina.+
17Ary tonga ny iray tamin’ireo anjely fito nanana ny vilia fito,+ dia niteny tamiko hoe: “Avia fa hasehoko anao ny fitsarana an’ilay mpivaro-tena+ lehibe izay mipetraka eo ambonin’ny rano maro.+