Salamo 89:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Manjaka amin’ny ranomasina misamonta ianao,+Ary ianao no mampitony azy raha avo be ny onjany.+ Salamo 107:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary nampitony ny tafio-drivotra izy,+Mba tsy hisamboaravoara ny onjan-dranomasina.+