Genesisy 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Taorian’izany, dia tsaroan’Andriamanitra+ i Noa sy ny bibidia rehetra ary ny biby fiompy rehetra niaraka taminy tao amin’ny sambofiara.+ Koa nampandalo rivotra* teny ambonin’ny tany Andriamanitra, dia nanomboka nihena ny rano.+ Salamo 65:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary mampitony ny feon’ny ranomasina+Sy ny fidoboky ny onjany ary ny tabataban’ireo firenena.+
8 Taorian’izany, dia tsaroan’Andriamanitra+ i Noa sy ny bibidia rehetra ary ny biby fiompy rehetra niaraka taminy tao amin’ny sambofiara.+ Koa nampandalo rivotra* teny ambonin’ny tany Andriamanitra, dia nanomboka nihena ny rano.+