FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 38:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Iza no nanisy varavarana misakana ny ranomasina,+

      Izay nitosaka toy ny avy any am-bohoka,

  • Salamo 107:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary nampitony ny tafio-drivotra izy,+

      Mba tsy hisamboaravoara ny onjan-dranomasina.+

  • Jeremia 31:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Izao no nolazain’i Jehovah, dia Ilay manome ny masoandro mba hanazava amin’ny andro,+ sy manome lalàna+ mifehy ny volana+ sy ny kintana mba hanazava amin’ny alina,+ Ilay mampisamboaravoara ny ranomasina mba hampidoboka ny onjany,+ Ilay antsoina hoe Jehovah Tompon’ny tafika:+

  • Nahoma 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Teneniny mafy ny ranomasina+ ka ataony ritra, ary ataony maina koa ny renirano rehetra.+

      Malazo i Basana sy Karmela,+ ary malazo koa ny voninkazon’i Libanona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara