Salamo 89:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Manjaka amin’ny ranomasina misamonta ianao,+Ary ianao no mampitony azy raha avo be ny onjany.+ Jona 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa nobatain’ireo i Jona, ary natsipiny tany an-dranomasina, ka tsy nisamboaravoara intsony ny ranomasina.+
15 Koa nobatain’ireo i Jona, ary natsipiny tany an-dranomasina, ka tsy nisamboaravoara intsony ny ranomasina.+