Salamo 65:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary mampitony ny feon’ny ranomasina+Sy ny fidoboky ny onjany ary ny tabataban’ireo firenena.+ Salamo 89:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Manjaka amin’ny ranomasina misamonta ianao,+Ary ianao no mampitony azy raha avo be ny onjany.+ Salamo 107:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary nampitony ny tafio-drivotra izy,+Mba tsy hisamboaravoara ny onjan-dranomasina.+ Matio 8:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Hoy anefa izy tamin’ireo: “Nahoana ianareo no saro-tahotra, ry kely finoana?”+ Koa niarina izy, ary noteneniny mafy ny rivotra sy ny ranomasina ka nanjary tony dia tony ny andro.+
26 Hoy anefa izy tamin’ireo: “Nahoana ianareo no saro-tahotra, ry kely finoana?”+ Koa niarina izy, ary noteneniny mafy ny rivotra sy ny ranomasina ka nanjary tony dia tony ny andro.+