Salamo 65:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary mampitony ny feon’ny ranomasina+Sy ny fidoboky ny onjany ary ny tabataban’ireo firenena.+ Salamo 107:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary nampitony ny tafio-drivotra izy,+Mba tsy hisamboaravoara ny onjan-dranomasina.+