Salamo 65:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary mampitony ny feon’ny ranomasina+Sy ny fidoboky ny onjany ary ny tabataban’ireo firenena.+ Salamo 89:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Manjaka amin’ny ranomasina misamonta ianao,+Ary ianao no mampitony azy raha avo be ny onjany.+ Salamo 107:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary nampitony ny tafio-drivotra izy,+Mba tsy hisamboaravoara ny onjan-dranomasina.+ Lioka 8:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary hoy izy tamin’ireo: “Fa aiza izay finoanareo?” Raiki-tahotra anefa ireo, sady gaga ka nifampiresaka hoe: “Fa iza marina àry izy ity? Fa baikoiny hatramin’ny rivotra sy ny rano ka mankatò azy!”+
25 Ary hoy izy tamin’ireo: “Fa aiza izay finoanareo?” Raiki-tahotra anefa ireo, sady gaga ka nifampiresaka hoe: “Fa iza marina àry izy ity? Fa baikoiny hatramin’ny rivotra sy ny rano ka mankatò azy!”+