Isaia 5:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary nanangana tsato-kazo famantarana ho an’ny firenena lehibe iray any lavitra+ izy, ka nisioka an’ilay mipetraka any amin’ny faran’ny tany.+ Koa ho avy faingana tokoa izy io.+ Isaia 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Manangàna tsato-kazo famantarana+ eo amin’ny tendrombohitra mangadihady. Dia antsoy izy ireo, ka hofahofao tanana+ mba hidirany eo amin’ny fidiran’ny olona ambony.+
26 Ary nanangana tsato-kazo famantarana ho an’ny firenena lehibe iray any lavitra+ izy, ka nisioka an’ilay mipetraka any amin’ny faran’ny tany.+ Koa ho avy faingana tokoa izy io.+
2 “Manangàna tsato-kazo famantarana+ eo amin’ny tendrombohitra mangadihady. Dia antsoy izy ireo, ka hofahofao tanana+ mba hidirany eo amin’ny fidiran’ny olona ambony.+