FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 5:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Fa ny taranak’Israely no tanimboalobok’i+ Jehovah Tompon’ny tafika, ary ny mponin’i Joda no tanimboly tena tiany.+ Nanantena foana izy fa hisy fitsarana ara-drariny,+ kanjo fandikan-dalàna no hitany! Fahamarinana no nantenainy, kanjo fitarainana no hitany!”+

  • Isaia 17:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Azonao fefena tsara ny volinao mandritra ny andro, ary amin’ny maraina dia azonao atao izay hampitsimoka ny voa afafinao, kanefa tsy hisy ny vokatra amin’ny andro hahatongavan’ny aretina sy ny fanaintainana tsy misy fanafany.+

  • Lioka 8:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary ireo latsaka teny amin’ny tsilo, dia izay mandre saingy voavilin’ny fanahiana sy ny harena ary ny fahafinaretan’ity+ fiainana ity ka voageja tanteraka, ary tsy mahavanom-boa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara