FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 6:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 May ny tafoforana.+ Misy firaka avy ao anaty afo.+ Very maina fotsiny ny nandrendrehana ny metaly na dia natao mahamay be aza ny afo, satria tsy niavaka akory ny loto.+

  • Jeremia 9:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Ataoko mitsonika izy ireo ka hodinihiko,+ satria inona indray moa, ankoatra izany, no azoko atao amin’ny oloko zanakavavy?+

  • Malakia 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary hipetraka toy ny mpandrendrika sy mpanadio volafotsy izy,+ dia hodioviny ny taranak’i Levy.+ Hodioviny toy ny volamena+ sy volafotsy ireo, ka ho vahoakan’i Jehovah manolotra fanatitra atao fanomezana+ izay atolotra amim-pahamarinana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara