Salamo 66:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa nandinika anay ianao, Andriamanitra ô,+Ary nanadio anay toy ny fanadio volafotsy amin’ny afo.+ Isaia 1:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia hamely anao ny tanako, ka hesoriko tanteraka* ny tain-drendrika eo aminao, ary hariako ny loto rehetra eo aminao.+ Isaia 48:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa nodioviko ianao, nefa tsy nataoko toy ny fanadiovana volafotsy.+ Nofidiko ianao fony ianao tao anatin’ny fatana fandrendrehana, eny, tao anatin’ny fahoriana.+ Malakia 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary hipetraka toy ny mpandrendrika sy mpanadio volafotsy izy,+ dia hodioviny ny taranak’i Levy.+ Hodioviny toy ny volamena+ sy volafotsy ireo, ka ho vahoakan’i Jehovah manolotra fanatitra atao fanomezana+ izay atolotra amim-pahamarinana.
25 Dia hamely anao ny tanako, ka hesoriko tanteraka* ny tain-drendrika eo aminao, ary hariako ny loto rehetra eo aminao.+
10 Koa nodioviko ianao, nefa tsy nataoko toy ny fanadiovana volafotsy.+ Nofidiko ianao fony ianao tao anatin’ny fatana fandrendrehana, eny, tao anatin’ny fahoriana.+
3 Ary hipetraka toy ny mpandrendrika sy mpanadio volafotsy izy,+ dia hodioviny ny taranak’i Levy.+ Hodioviny toy ny volamena+ sy volafotsy ireo, ka ho vahoakan’i Jehovah manolotra fanatitra atao fanomezana+ izay atolotra amim-pahamarinana.