1 Samoela 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary hoy i Jehovah taminy: “Hanao+ zavatra eo amin’ny Israely aho, ka izay mandre momba izany dia hangorintsina ny sofiny roa.+ 2 Mpanjaka 21:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 dia izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Hahatonga loza amin’i Jerosalema+ sy Joda aho, ka hangorintsina ny sofin’izay mandre izany.+
11 Ary hoy i Jehovah taminy: “Hanao+ zavatra eo amin’ny Israely aho, ka izay mandre momba izany dia hangorintsina ny sofiny roa.+
12 dia izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Hahatonga loza amin’i Jerosalema+ sy Joda aho, ka hangorintsina ny sofin’izay mandre izany.+