6 ka izao no voasoratra tao: “Malaza any amin’ireo firenena fa miray tetika ny hikomy+ ianao sy ny Jiosy, ary izany koa no nolazain’i Gasema.+ Izany no antony anorenanao ny manda. Ianao koa, hono, no lasa mpanjakan’izy ireo.+
20 Nanara-maso akaiky an’i Jesosy àry izy ireo, ary naniraka olona izay nokaramaina mangingina mba hiseho ho olo-marina, mba hamandrihana+ an’i Jesosy amin’ny teny, ka hanolorana azy any amin’ny fitondrana sy eo am-pelatanan’ny governora.*+