- 
	                        
            
            Jeremia 52:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
4 Koa tonga hamely an’i Jerosalema+ i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona sy ny tafiny manontolo, tamin’ny andro fahafolon’ny volana fahafolo, tamin’ny taona fahasivy nanjakan’i Zedekia.+ Dia nitoby nanodidina an’i Jerosalema izy ireo mba hanafika azy, ka nanao manda nanodidina mba hanaovana fahirano azy.+
 
 -