FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 36:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “Izao no nolazain’i Kyrosy mpanjakan’i Persa:+ ‘Efa nanome ahy ny fanjakana rehetra eto an-tany i Jehovah Andriamanitry ny lanitra,+ ary izy no naniraka ahy hanorina trano ho azy any Jerosalema, any Joda.+ Koa na iza na iza manompo azy aminareo,+ dia homba azy anie i Jehovah Andriamaniny!+ Dia aoka izy hiakatra.’”+

  • Ezra 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa na iza na iza manompo azy aminareo, dia homba azy anie ny Andriamaniny!+ Koa aoka izy hiakatra ho any Jerosalema, any Joda, ka hanorina indray ny trano tany Jerosalema,+ dia ny tranon’i Jehovah Andriamanitry ny Israely, ilay tena Andriamanitra.+

  • Ezekiela 37:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 dia valio hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Halaiko ny sampan-kazon’i Josefa izay eny an-tanan’i Efraima, sy ny fokon’ny Israely namany, ka hataoko eo amin’ilay sampan-kazon’i Joda, ary hataoko lasa sampan-kazo iray ihany ireo,+ ka ho iray eto an-tanako.”’

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara