1 Tantara 22:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy hita isa koa ny volamena sy ny volafotsy sy ny varahina ary ny vy.+ Koa ataovy ilay asa,+ ary homba anao anie i Jehovah!”+ Zakaria 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Ô ry Ziona a!+ Mandosira ianao, izay miara-monina amin’i Babylona zanakavavy.+
16 Tsy hita isa koa ny volamena sy ny volafotsy sy ny varahina ary ny vy.+ Koa ataovy ilay asa,+ ary homba anao anie i Jehovah!”+