FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 30:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 ary miverina amin’i Jehovah Andriamanitrao+ ianao ka mihaino ny feony araka izay rehetra andidiako anao anio, eny, ianao sy ny zanakao, sady manao izany amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo,+

  • Isaia 31:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Koa miverena+ amin’Ilay nikomian’ny zanak’Israely, fa lehibe ny fikomiana nataon’izy ireo taminy.+

  • Jeremia 3:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Miverena, ry zanako mpikomy ô,+ fa hanasitrana ny fikomianareo aho.”+

      “Indreto izahay manatona anao, fa ianao, Jehovah ô, no Andriamanitray!+

  • Hosea 14:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Miverena amin’i Jehovah Andriamanitrao, ry Israely ô!+ Fa ny fahadisoanao no nahalavo anao.+

  • Joela 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Koa miverena amiko amin’ny fonareo manontolo”,+ hoy i Jehovah, “ka mifadia hanina+ sy mitomania ary midradradradrà.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara