12 “‘Ry zanak’olona, aoka ianao hitaraina sy hidradradradra,+ noho ilay sabatra izay mamely ny oloko.+ Mamely an’ireo mpiadidy rehetra eo amin’ny Israely izy io.+ Natolotra ho amin’ny sabatra niaraka tamin’ny oloko izy ireo.+ Koa aoka ianao hikapoka ny fenao ho fanehoana alahelo.+