FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hidradradradra sy hitomany+ eny an-tendrombohitra aho, ary hanao hira fisaonana eny an-kijana any an-tany efitra, fa hodorana ireny+ ka tsy hisy handalo intsony eny, sady tsy handrenesana feom-biby fiompy intsony.+ Nandositra ny voro-manidina sy ny bibidia ka efa lasa daholo.+

  • Hosea 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Noho izany, dia hisaona ny tany+ ary madiva hanjavona ny mponina rehetra ao, mbamin’ny bibidia sy ny voro-manidina eny amin’ny lanitra. Ary na ny trondro any an-dranomasina aza dia hangonina mba ho faty.+

  • Zefania 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Haripako ny olona sy ny biby.+ Haripako ny voro-manidina eny amin’ny lanitra sy ny trondro any an-dranomasina,+ ary ny vato mahatafintohina sy ny ratsy fanahy.+ Haringako tsy ho eny ambonin’ny tany ny olombelona”,+ hoy i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara