FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 24:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Misaona ny tany+ sady lany hery. Malazo ny tany lonaka sady lany hery. Milofika ireo olona ambony+ eo amin’ny vahoakan’ilay tany.

  • Jeremia 4:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Koa hisaona ilay tany,+ ary ho maizina ny lanitra ambony,+ satria efa niteny aho ary efa nandinika, ka tsy hanenina na hiova hevitra.+

  • Joela 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Voaroba ny saha,+ misaona ny tany,+ fa norobaina ny varimbazaha, sady ritra ny divay vaovao,+ ary nihalany ny menaka.+

  • Amosa 8:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tsy izany ve no mahatonga ny tany hihorohoro+ sy ny mponina rehetra ao aminy hisaona?+ Tsy izany koa ve no mahatonga ny tany manontolo hisondrotra toa an’i Neily, sy hisamboaravoara ary hihena toa an’i Neily any Ejipta?’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara