FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 21:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia niala teo indray izy ireo ka nitoby tao amin’ny faritr’i Arnona,+ izay tany an-tany efitra. Nanomboka teo amin’ny sisin-tanin’ny Amorita io tany efitra io. Fa i Arnona no sisin-tanin’i Moaba, teo anelanelan’ny Moabita sy ny Amorita.

  • Josoa 13:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Manomboka eo Aroera+ eo an-tsisin’ny lohasaha falehan-driakan’i Arnona,+ ary anisan’izany koa ny tanàna eo afovoan’io lohasaha falehan-driaka io, sy ny lembalemban’i Medeba+ manontolo, hatrany Dibona;+

  • Mpitsara 11:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Rehefa nandeha namakivaky ny tany efitra izy ireo, dia nihodidina an’i Edoma+ sy Moaba, ka nandeha tany atsinanan’i* Moaba,+ ary nitoby tao amin’ny faritr’i Arnona fa tsy niditra tao amin’ny faritr’i Moaba,+ satria i Arnona no sisin-tanin’i Moaba.+

  • Isaia 16:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Koa hidradradradra i Moaba noho ny fahoriany, eny, hidradradradra i Moaba manontolo.+ Higogogogo ireo tena ory, noho ny amin’ny mofo voaloboka mainan’i Kira-haresa,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara