Genesisy 22:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 nanao hoe: “‘Mianiana amin’ny tenako aho’, hoy i Jehovah,+ ‘fa noho ianao nanao izao zavatra izao ka nahafoy ny zanakao, ilay lahitokanao,+ Isaia 45:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nianiana tamin’ny tenako aho,+ ary avy tamin’ny vavako no nivoahan’ny teny araka ny fahamarinana+ ka tsy hiverina izany,+ eny, nianiana tamin’ny anarako aho fa izaho no handohalehan’ny lohalika rehetra+ sy hianianan’ny lela rehetra,+ Amosa 6:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Hoy i Jehovah Andriamanitry ny tafika: ‘Mianiana amin’ny tenany* i Jehovah Tompo Fara Tampony+ hoe: “Halako ny fireharehan’i Jakoba+ sy ny tilikambo fonenany,+ ka hatolotro ho amin’ny fahavalony ilay tanàna sy izay rehetra mameno azy.+
16 nanao hoe: “‘Mianiana amin’ny tenako aho’, hoy i Jehovah,+ ‘fa noho ianao nanao izao zavatra izao ka nahafoy ny zanakao, ilay lahitokanao,+
23 Nianiana tamin’ny tenako aho,+ ary avy tamin’ny vavako no nivoahan’ny teny araka ny fahamarinana+ ka tsy hiverina izany,+ eny, nianiana tamin’ny anarako aho fa izaho no handohalehan’ny lohalika rehetra+ sy hianianan’ny lela rehetra,+
8 “Hoy i Jehovah Andriamanitry ny tafika: ‘Mianiana amin’ny tenany* i Jehovah Tompo Fara Tampony+ hoe: “Halako ny fireharehan’i Jakoba+ sy ny tilikambo fonenany,+ ka hatolotro ho amin’ny fahavalony ilay tanàna sy izay rehetra mameno azy.+