Isaia 22:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Efa noraisin’i Elama+ ny tranon-jana-tsipìka tao anatin’ny kalesin’ady mitondra olona sady tarihin-tsoavaly. Efa nesorin’i Kira+ koa ny saron’ny ampinga. Jeremia 51:56 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 56 Fa ho avy hamely an’i Babylona tokoa ny mpandroba,+ ka ho babo ireo lehilahy maheriny.+ Ho tapatapaka ny tsipìkany,+ satria i Jehovah dia Andriamanitra mpamaly ny natao.+ Tsy maintsy hamaly izy.+
6 Efa noraisin’i Elama+ ny tranon-jana-tsipìka tao anatin’ny kalesin’ady mitondra olona sady tarihin-tsoavaly. Efa nesorin’i Kira+ koa ny saron’ny ampinga.
56 Fa ho avy hamely an’i Babylona tokoa ny mpandroba,+ ka ho babo ireo lehilahy maheriny.+ Ho tapatapaka ny tsipìkany,+ satria i Jehovah dia Andriamanitra mpamaly ny natao.+ Tsy maintsy hamaly izy.+