Salamo 137:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ry Babylona zanakavavy horobaina ô!+Ho sambatra ilay hamaly anao+Araka izay nataonao taminay.+ Apokalypsy 19:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 satria marina sy mahitsy ny fitsarany.+ Fa izy nampihatra ny didim-pitsarany tamin’ilay mpivaro-tena lehibe, izay nanimba ny tany tamin’ny fijangajangany. Namaly ny ran’ny mpanompony nalatsaky ny tanan-dravehivavy koa izy.”+
2 satria marina sy mahitsy ny fitsarany.+ Fa izy nampihatra ny didim-pitsarany tamin’ilay mpivaro-tena lehibe, izay nanimba ny tany tamin’ny fijangajangany. Namaly ny ran’ny mpanompony nalatsaky ny tanan-dravehivavy koa izy.”+