Isaia 41:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hokororohinao+ ireny ka hopaohin’ny rivotra,+ ary haelin’ny tafio-drivotra.+ Dia hifaly amin’i Jehovah ianao,+ ary Ilay Masin’ny Israely no ho reharehanao.”+ Jeremia 15:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hokororohiko amin’ny fikororohana+ izy ireo, eo amin’ireo vavahady ao amin’ilay tany. Ary hataoko fongana tokoa ny zanany.+ Haringako ny oloko satria tsy niala tamin’ny fanaony.+ Matio 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Efa eny an-tanany ny fitaovana fikororohana ka hodioviny tsara ny famoloany, ary ny vary hangoniny ho ao an-trano fitehirizana+ azy, fa ny akofa sy ny mololo kosa hodorany+ amin’ny afo tsy mety maty.”
16 Hokororohinao+ ireny ka hopaohin’ny rivotra,+ ary haelin’ny tafio-drivotra.+ Dia hifaly amin’i Jehovah ianao,+ ary Ilay Masin’ny Israely no ho reharehanao.”+
7 Hokororohiko amin’ny fikororohana+ izy ireo, eo amin’ireo vavahady ao amin’ilay tany. Ary hataoko fongana tokoa ny zanany.+ Haringako ny oloko satria tsy niala tamin’ny fanaony.+
12 Efa eny an-tanany ny fitaovana fikororohana ka hodioviny tsara ny famoloany, ary ny vary hangoniny ho ao an-trano fitehirizana+ azy, fa ny akofa sy ny mololo kosa hodorany+ amin’ny afo tsy mety maty.”