- 
	                        
            
            Isaia 45:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        45 Izao no nolazain’i Jehovah tamin’ilay voahosony,+ dia i Kyrosy, izay notantanako tamin’ny tanany ankavanana,+ mba handreseko firenena eo anoloany+ ka hamahako ny fehikibo eo amin’ny andilan’ny mpanjaka, ary mba hanokafako ny varavarana kopa-droa eo anoloany ka na ny vavahady aza dia tsy hikatona: 
 
-