FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 31:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Efa hodimandry any amin’ny razanao ianao.+ Ary azo antoka fa hitsangana ity vahoaka ity+ ka hanana fifandraisana mamoafady amin’ny andriamani-kafa eo anivony, any amin’ilay tany izay halehany.+ Ary hahafoy ahy tokoa izy ireo,+ ka hivadika amin’ny fifanekena nataoko taminy.+

  • 2 Mpanjaka 17:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Izany no nitranga noho ny nanotan’ny+ zanak’Israely tamin’i Jehovah Andriamaniny, izay nitondra azy niakatra avy tany Ejipta avy teo an-tanan’i Farao mpanjakan’i Ejipta.+ Natahotra andriamani-kafa koa izy ireo.+

  • Ezekiela 16:59
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 59 “Fa izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Havaliko aminao izay nataonao,+ satria nataonao tsinontsinona ilay fianianana ka tsy nohajainao ny fifanekena nataoko taminao.+

  • Hosea 6:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nivadika tamin’ny fifanekena izy ireo,+ tahaka ny olombelona. Nivadika tamiko izy ireo+ tany.

  • Hebreo 8:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tsy araka ilay fifanekena+ nataoko tamin’ny razany, tamin’ny andro nitantanako azy nivoaka avy tany Ejipta+ anefa izany, satria tsy nitana ny fifanekena nataoko taminy izy ireo,+ ka tsy niraharaha azy ireo intsony aho’, hoy i Jehovah.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara