FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 22:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hahatonga loza+ amin’ity toerana ity sy ny mponina eo aminy aho,+ araka ny teny rehetra+ ao amin’ilay boky novakin’ny mpanjakan’ny Joda.+

  • 2 Tantara 34:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hahatonga loza+ amin’ity toerana ity sy ny mponina eo aminy aho,+ eny, hataoko tonga aminy ny ozona+ rehetra voasoratra ao amin’ilay boky novakina teo anatrehan’ny mpanjakan’ny Joda.+

  • Jeremia 6:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Henoy, ry tany ô! Hahatonga loza amin’ity vahoaka ity aho,+ noho izay any an-tsainy.+ Tsy nihaino izay nolazaiko mantsy izy, sady tsy niraharaha ny lalàko.”+

  • Ezekiela 7:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Ho avy ny loza! Ho avy tokoa ny loza mbola tsy nisy toy izany!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara