Mpitsara 10:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa ianareo kosa nahafoy ahy+ ary nanompo andriamani-kafa,+ ka tsy hamonjy anareo intsony aho.+ 1 Samoela 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo,+ ka nanao hoe: ‘Efa nanota izahay,+ fa nafoinay i Jehovah mba hanompoanay an’ireo Bala+ sy ireo sarin’i Astarta.+ Koa afaho+ eo an-tanan’ny fahavalonay izahay mba hanompoanay anao.’
10 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo,+ ka nanao hoe: ‘Efa nanota izahay,+ fa nafoinay i Jehovah mba hanompoanay an’ireo Bala+ sy ireo sarin’i Astarta.+ Koa afaho+ eo an-tanan’ny fahavalonay izahay mba hanompoanay anao.’