FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa nahafoy an’i Jehovah Andriamanitry ny razany, izay nitondra azy nivoaka avy tany Ejipta,+ izy ireo ka lasa nanaraka andriamani-kafa, dia ireo andriamanitry ny firenena manodidina.+ Niankohoka teo anatrehan’ireny koa izy ireo, ka nampahatezitra an’i Jehovah.+

  • 1 Samoela 8:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nahafoy ahy foana izy ireo+ sady nanompo andriamani-kafa.+ Ary toy izany foana no efa nataony, hatramin’ny andro nitondrako azy niakatra avy tany Ejipta+ ka mandraka androany. Izany koa no ataony aminao izao.

  • 2 Tantara 7:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa raha miala+ amiko kosa ianareo, ka mahafoy ny lalàna+ sy didy+ nomeko anareo, ary mandeha manompo andriamani-kafa+ sy miankohoka eo anatrehan’ireny,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara