Ohabolana 28:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izay nandika lalàna ka manarontsarona ny nataony dia tsy hahomby,+ fa izay miaiky heloka sy miala amin’izany kosa no hamindrana fo.+ Ohabolana 30:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Misy taranaka mihevi-tena ho madio,+ nefa tsy voasasa ho afaka aminy akory ny dikiny.*+
13 Izay nandika lalàna ka manarontsarona ny nataony dia tsy hahomby,+ fa izay miaiky heloka sy miala amin’izany kosa no hamindrana fo.+