9 Dia nodoran’i Nebozaradana ny tranon’i Jehovah+ sy ny tranon’ny mpanjaka+ ary ny trano rehetra tao Jerosalema.+ Nodorany koa ny tranon’ny olona ambony rehetra.+
13 Dia nodoran’i Nebozaradana ny tranon’i Jehovah+ sy ny tranon’ny mpanjaka ary ny trano rehetra tao Jerosalema.+ Nodorany+ koa ny tranon’ny olona ambony rehetra.
14 Nanomboka nanadino ny Mpanao+ azy ny Israely, ka nanorina tempoly maro.+ Ny Joda kosa nanao tanàna maro be nisy manda.+ Dia handefasako afo ireny tanànany ireny, ka holevonin’ny afo ny tilikambo fonenana isan-tanàna.”+