FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 48:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Kanto sy manerinerina ilay fifalian’ny tany manontolo,+

      Dia ny Tendrombohitra Ziona any amin’ny farany avaratra,+

      Eny, ny tanànan’ilay Mpanjaka Be Voninahitra.+

  • Salamo 50:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Avy ao Ziona, eny, avy ao amin’ilay tonga lafatra amin’ny hatsaran-tarehy,+ no amirapiratan’Andriamanitra.+

  • Ezekiela 16:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “‘Lasa nalaza teo amin’ireo firenena ianao noho ny hatsaran-tarehinao. Tonga lafatra mantsy ny hatsaran-tarehinao satria nataoko teo aminao ny voninahitro’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara