Isaia 3:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Hisaona+ sy halahelo ny vavahadin’ny tanàna. Hofoanana daholo ny zavatra ao amin’ilay tanàna, ary hitombina amin’ny tany+ izy.” Jeremia 14:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Misaona i Joda,+ milofika ireo vavahadiny+ ka midaboka amin’ny tany.+ Miakatra ny fitarainan’i Jerosalema.+
26 Hisaona+ sy halahelo ny vavahadin’ny tanàna. Hofoanana daholo ny zavatra ao amin’ilay tanàna, ary hitombina amin’ny tany+ izy.”
2 Misaona i Joda,+ milofika ireo vavahadiny+ ka midaboka amin’ny tany.+ Miakatra ny fitarainan’i Jerosalema.+