Salamo 30:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa vetivety ihany ny fahatezerany,+Fa mandritra ny androm-piainana kosa ny fankasitrahany.+Tonga hivahiny ny fitomaniana amin’ny takariva,+ fa fihobiana kosa no mandimby azy rehefa maraina.+ Isaia 33:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Iantrao izahay, Jehovah ô!+ Ianao no antenainay.+ Aoka ianao ho sandrinay+ isa-maraina,+ eny, ho famonjena anay amin’ny fotoam-pahoriana.+
5 Fa vetivety ihany ny fahatezerany,+Fa mandritra ny androm-piainana kosa ny fankasitrahany.+Tonga hivahiny ny fitomaniana amin’ny takariva,+ fa fihobiana kosa no mandimby azy rehefa maraina.+
2 Iantrao izahay, Jehovah ô!+ Ianao no antenainay.+ Aoka ianao ho sandrinay+ isa-maraina,+ eny, ho famonjena anay amin’ny fotoam-pahoriana.+