Salamo 123:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Toy ny ibanjinan’ny mpanompo ny tanan’ny tompony,+Ary toy ny ibanjinan’ny mpanompovavy ny tanan’ny tompovaviny,+No ibanjinantsika an’i Jehovah Andriamanitsika+Mandra-piantrany antsika.+
2 Toy ny ibanjinan’ny mpanompo ny tanan’ny tompony,+Ary toy ny ibanjinan’ny mpanompovavy ny tanan’ny tompovaviny,+No ibanjinantsika an’i Jehovah Andriamanitsika+Mandra-piantrany antsika.+