FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 80:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Ry Jehovah Andriamanitry ny tafika ô, mandra-pahoviana no hahatezitra anao ny vavaka ataon’ny olonao?+

  • Ohabolana 15:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Lavitra ny ratsy fanahy i Jehovah,+ fa ny vavaky ny marina no henoiny.+

  • Ohabolana 28:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Izay manampin-tsofina tsy hihaino ny lalàna,+ na ny vavaka ataony aza dia maharikoriko.+

  • Isaia 1:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Rehefa mamelatra ny tananareo+ ianareo, dia tampenako tsy hijery anareo ny masoko.+ Na manao vavaka maro+ aza ianareo, dia tsy hihaino aho,+ fa feno ran’olona ny tananareo.+

  • Jeremia 14:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary hoy i Jehovah tamiko: “Aza mivavaka ho an’ity vahoaka ity, ary aza mangataka izay hahasoa azy.+

  • Mika 3:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary hiantso vonjy amin’i Jehovah izy ireo amin’izany fotoana izany, nefa tsy hamaly izy.+ Dia hanafina ny tavany amin’izy ireo izy amin’izay fotoana izay,+ noho ny ratsy nataon’izy ireo.+

  • Zakaria 7:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “‘Koa satria niantso aho nefa tsy nihaino izy ireo,+ dia tsy hihaino koa aho rehefa hiantso izy ireo’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara