Salamo 88:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nataonao tao amin’ny lavaka faran’izay lalina aho,Tao amin’ny haizina, tao amin’ny lavaka be mangitsokitsoka.+ Salamo 116:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny anaran’i Jehovah anefa no nantsoiko, ka hoy aho:+“Jehovah ô, vonjeo ny aiko!”+ Salamo 130:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 130 Tao anatin’ny fahoriana lalina no niantsoako anao, Jehovah ô!+ Jona 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 ka nanao hoe: “Tao anatin’ny fahoriako aho no niantso an’i Jehovah,+ dia namaly ahy izy.+Tao an-kibon’ny Fasana* aho no niantso vonjy,+Dia nandre ny feoko ianao.+
6 Nataonao tao amin’ny lavaka faran’izay lalina aho,Tao amin’ny haizina, tao amin’ny lavaka be mangitsokitsoka.+
2 ka nanao hoe: “Tao anatin’ny fahoriako aho no niantso an’i Jehovah,+ dia namaly ahy izy.+Tao an-kibon’ny Fasana* aho no niantso vonjy,+Dia nandre ny feoko ianao.+