Salamo 18:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nangeja ahy toy ny tady ny Fasana,*+Ary nivelatra teo anoloako ny fandriky ny fahafatesana.+ Salamo 25:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Mihamaro ny fahorian’ny foko.+Afaho amin’ny fahorian-tsaina aho.+ Salamo 40:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary izy no nampakatra ahy avy tao amin’ny lavaka misy rano misasasasa,+Sy avy tao amin’ny fotaka mandrevo.+Dia najorony teo ambony vatolampy ny tongotro,+Ary nampandehaniny teo amin’ny tany mafy tsara aho.+ Salamo 71:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nataonao nahita fahoriana sy loza maro aho,+Ka aoka ianao hamelombelona ahy indray,+Sy hampakatra ahy avy ao amin’ny rano lalina.+ Fitomaniana 3:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Jehovah ô, niantso ny anaranao avy tao amin’ny lavaka lalina dia lalina aho.+ Jona 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 ka nanao hoe: “Tao anatin’ny fahoriako aho no niantso an’i Jehovah,+ dia namaly ahy izy.+Tao an-kibon’ny Fasana* aho no niantso vonjy,+Dia nandre ny feoko ianao.+ Hebreo 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fony mbola nofo i Kristy, dia nitalaho sy niangavy+ tamin’Ilay nahay namonjy azy tsy ho faty, ary nitaraindraina mafy+ sy nitomany, ka nohenoina noho ny fahatahorany an’Andriamanitra.+
2 Ary izy no nampakatra ahy avy tao amin’ny lavaka misy rano misasasasa,+Sy avy tao amin’ny fotaka mandrevo.+Dia najorony teo ambony vatolampy ny tongotro,+Ary nampandehaniny teo amin’ny tany mafy tsara aho.+
20 Nataonao nahita fahoriana sy loza maro aho,+Ka aoka ianao hamelombelona ahy indray,+Sy hampakatra ahy avy ao amin’ny rano lalina.+
2 ka nanao hoe: “Tao anatin’ny fahoriako aho no niantso an’i Jehovah,+ dia namaly ahy izy.+Tao an-kibon’ny Fasana* aho no niantso vonjy,+Dia nandre ny feoko ianao.+
7 Fony mbola nofo i Kristy, dia nitalaho sy niangavy+ tamin’Ilay nahay namonjy azy tsy ho faty, ary nitaraindraina mafy+ sy nitomany, ka nohenoina noho ny fahatahorany an’Andriamanitra.+