FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 12:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hampipoitra loza avy ao amin’ny ankohonanao aho, mba hamelezana anao.+ Ary halaiko eo imasonao ireo vadinao, ka homeko ho an’ny namanao.+ Dia hanao firaisana amin’izy ireo eo imasom-bahoaka izy.+

  • Salamo 60:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Nataonao nahita fahoriana ny vahoakanao.+

      Nampisotroinao divay izahay, ka nivembena.+

  • Salamo 66:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Navelanao hanitsaka ny lohanay ny olombelona mety maty.+

      Namakivaky afo sy rano izahay,+

      Ary avy eo dia nafahanao mba ho velombelona.+

  • Salamo 88:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Nataonao tao amin’ny lavaka faran’izay lalina aho,

      Tao amin’ny haizina, tao amin’ny lavaka be mangitsokitsoka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara