2 Samoela 16:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary hoy i Ahitofela taminy: “Manaova firaisana amin’ireo vadikelin-drainao,+ izay najanony hikarakara ny trano.+ Dia ho ren’ny Israely rehetra fa nataonao izay hankahalan’ny+ rainao+ anao, ka hahery ny tanan’izay+ rehetra momba anao.”
21 Ary hoy i Ahitofela taminy: “Manaova firaisana amin’ireo vadikelin-drainao,+ izay najanony hikarakara ny trano.+ Dia ho ren’ny Israely rehetra fa nataonao izay hankahalan’ny+ rainao+ anao, ka hahery ny tanan’izay+ rehetra momba anao.”