11 Ny lehilahy manao firaisana amin’ny vadin-drainy dia mampiharihary ny fitanjahan-drainy.+ Tsy maintsy vonoina ho faty izy ireo, ary izy ireo ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.
11 Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hampipoitra loza avy ao amin’ny ankohonanao aho, mba hamelezana anao.+ Ary halaiko eo imasonao ireo vadinao, ka homeko ho an’ny namanao.+ Dia hanao firaisana amin’izy ireo eo imasom-bahoaka izy.+
22 Fa hoy i Solomona Mpanjaka tamin-dreniny: “Fa maninona ianao no mangataka an’i Abisaga Sonemita ho an’i Adonia? Angataho ho azy koa ny fanjakana+ fa zokiko izy,+ angataho ho azy sy ho an’i Abiatara+ mpisorona ary ho an’i Joaba+ zanak’i Zeroia.”+