8 Efa vonona aho hanome anao izay nananan’ny tomponao+ sy hanome ny vadiny+ ho eo an-tratranao, ary hanome anao ny taranak’Israely sy Joda.+ Ary raha tsy ampy anao izany, dia mbola ho nampiako zavatra toy ireo sy zavatra hafa koa.+
21 Ary hoy i Ahitofela taminy: “Manaova firaisana amin’ireo vadikelin-drainao,+ izay najanony hikarakara ny trano.+ Dia ho ren’ny Israely rehetra fa nataonao izay hankahalan’ny+ rainao+ anao, ka hahery ny tanan’izay+ rehetra momba anao.”