2 Samoela 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary i Saoly nanana vadikely nantsoina hoe Rizpa,+ zanakavavin’i Aia.+ Tatỳ aoriana, dia hoy i Isboseta+ tamin’i Abnera: “Fa nahoana ianao no nanao firaisana tamin’ny vadikelin-draiko?”+ 1 Mpanjaka 2:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa hoy i Solomona Mpanjaka tamin-dreniny: “Fa maninona ianao no mangataka an’i Abisaga Sonemita ho an’i Adonia? Angataho ho azy koa ny fanjakana+ fa zokiko izy,+ angataho ho azy sy ho an’i Abiatara+ mpisorona ary ho an’i Joaba+ zanak’i Zeroia.”+
7 Ary i Saoly nanana vadikely nantsoina hoe Rizpa,+ zanakavavin’i Aia.+ Tatỳ aoriana, dia hoy i Isboseta+ tamin’i Abnera: “Fa nahoana ianao no nanao firaisana tamin’ny vadikelin-draiko?”+
22 Fa hoy i Solomona Mpanjaka tamin-dreniny: “Fa maninona ianao no mangataka an’i Abisaga Sonemita ho an’i Adonia? Angataho ho azy koa ny fanjakana+ fa zokiko izy,+ angataho ho azy sy ho an’i Abiatara+ mpisorona ary ho an’i Joaba+ zanak’i Zeroia.”+