FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 16:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary hoy i Ahitofela taminy: “Manaova firaisana amin’ireo vadikelin-drainao,+ izay najanony hikarakara ny trano.+ Dia ho ren’ny Israely rehetra fa nataonao izay hankahalan’ny+ rainao+ anao, ka hahery ny tanan’izay+ rehetra momba anao.”

  • 2 Samoela 16:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Koa nananganan’izy ireo tranolay teo an-tampon-trano i Absaloma,+ ka nanao firaisana tamin’ireo vadikelin-drainy+ teo imason’ny Israely rehetra.+

  • 1 Mpanjaka 2:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa hoy i Solomona Mpanjaka tamin-dreniny: “Fa maninona ianao no mangataka an’i Abisaga Sonemita ho an’i Adonia? Angataho ho azy koa ny fanjakana+ fa zokiko izy,+ angataho ho azy sy ho an’i Abiatara+ mpisorona ary ho an’i Joaba+ zanak’i Zeroia.”+

  • Ohabolana 9:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Manala baraka ny tenany izay manitsy ny mpaniratsira.+ Ary hanan-tsiny izay mananatra ny ratsy fanahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara