2 Mpanjaka 24:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary tsy nivoaka avy ao amin’ny taniny intsony+ ny mpanjakan’i Ejipta,+ satria nalain’ny mpanjakan’i Babylona ny tany rehetran’ny mpanjakan’i Ejipta,+ nanomboka teo amin’ny lohasaha falehan-driakan’i+ Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata.+ Isaia 20:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia hihorohoro izy ireo, sady ho menatra noho ny amin’i Etiopia izay fanantenany,+ sy noho ny amin’i Ejipta izay hatsaran-tarehiny.+ Fitomaniana 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nantsoiko ireo tia ahy fatratra,+ nefa namitaka ahy ireny.Ny mpisorona sy ny lahiantitra teo amiko dia niala aina tao an-tanàna,+Eny, niala aina teo am-pitadiavana zavatra hohanina mba hamelombelomana ny tenany.+
7 Ary tsy nivoaka avy ao amin’ny taniny intsony+ ny mpanjakan’i Ejipta,+ satria nalain’ny mpanjakan’i Babylona ny tany rehetran’ny mpanjakan’i Ejipta,+ nanomboka teo amin’ny lohasaha falehan-driakan’i+ Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata.+
5 Dia hihorohoro izy ireo, sady ho menatra noho ny amin’i Etiopia izay fanantenany,+ sy noho ny amin’i Ejipta izay hatsaran-tarehiny.+
19 Nantsoiko ireo tia ahy fatratra,+ nefa namitaka ahy ireny.Ny mpisorona sy ny lahiantitra teo amiko dia niala aina tao an-tanàna,+Eny, niala aina teo am-pitadiavana zavatra hohanina mba hamelombelomana ny tenany.+