Fitomaniana 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Misento avokoa ny olony. Mangataka hanina izy ireo,+Ary nanome ny zava-tsarobidiny izy ireo mba hatakalo zavatra hohanina, ka hamelombelona azy.+Jehovah ô, jereo ka diniho fa nanjary toy ny vehivavy tsy misy vidiny aho.+
11 Misento avokoa ny olony. Mangataka hanina izy ireo,+Ary nanome ny zava-tsarobidiny izy ireo mba hatakalo zavatra hohanina, ka hamelombelona azy.+Jehovah ô, jereo ka diniho fa nanjary toy ny vehivavy tsy misy vidiny aho.+