FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 28:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia nitsangana i Davida Mpanjaka, ka nanao hoe:

      “Mihainoa ahy, ry rahalahiko sy vahoakako! Efa nirin’ny foko+ ny hanorina trano mba hitoeran’ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, sy mba ho fitoeran-tongotry+ ny Andriamanitsika. Ary efa nanomana an’izay hoenti-manorina izany aho.+

  • Salamo 99:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Asandrato i Jehovah Andriamanitsika,+ ary miankohofa eo amin’ny fitoeran-tongony.+

      Masina izy.+

  • Salamo 132:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Andao hiditra ao amin’ny tranolainy be voninahitra,+

      Sy hiankohoka eo amin’ny fitoeran-tongony.+

  • Isaia 60:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Ho tonga any aminao ny voninahitr’i Libanona, mbamin’ny hazo zenevrie sy ny hazo volondavenona ary ny siprey,+ mba hahatsara tarehy ny toerako masina.+ Dia homeko voninahitra ny fitoeran-tongotro.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara