Ezekiela 16:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tamin’ianao nanao an’izany zava-maharikoriko rehetra izany sy tamin’ianao nivaro-tena, dia tsy mba nahatsiaro ny andron’ny fahazazanao ianao, fony ianao mbola nitanjaka sy niboridana. Nitsipatsipaka sady nihosin-dra ianao tamin’izany.+ Hosea 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary hataoko ampamoaka+ izy noho ireo andro nanolorany setroka ho sorona+ ho an’ny sarin’i Bala,+ dia ireo andro nanaovany kavina sy haingo+ ka nanarahany an’ireo lehilahiny.+ Izaho anefa hadinony’,+ hoy i Jehovah.
22 Tamin’ianao nanao an’izany zava-maharikoriko rehetra izany sy tamin’ianao nivaro-tena, dia tsy mba nahatsiaro ny andron’ny fahazazanao ianao, fony ianao mbola nitanjaka sy niboridana. Nitsipatsipaka sady nihosin-dra ianao tamin’izany.+
13 Ary hataoko ampamoaka+ izy noho ireo andro nanolorany setroka ho sorona+ ho an’ny sarin’i Bala,+ dia ireo andro nanaovany kavina sy haingo+ ka nanarahany an’ireo lehilahiny.+ Izaho anefa hadinony’,+ hoy i Jehovah.